top of page
Blog
Découvrez nos dernières innovations, réflexions et témoignages.
Filtrez par langue:
Lalaina Rafanomezantsoa
5 mars 2024
Mivoatra am-pahatokiana : ny làlana nodiavin’i Mamisoa
Manasa anao hamaky ity tantaran’i Mamisoa ity, izay nanomboka niasa ho animatrice-éducatrice tato amin’ny PJL ary ankehitriny kosa lasa RT.
Tahiry Anjarasoa
21 juil. 2023
Ahoana no ahafahanay manohana bebe kokoa ny Jeune Leader?
Ahoana no ahafahanay manohana bebe kokoa ny Jeune Leader, mba hahafahan'izy ireo manohana bebe kokoa ny mpianany?
Tahiry Anjarasoa
21 juil. 2023
Ny Fanararaotana ara-pihetseham-po any ambanivohitr'i Madagasikara
Ny Fanararaotana ara-pihetseham-po any ambanivohitr'i Madagasikara: Fanohanana nataon’ny tanora ho an’ny tanora.
Tahiry Anjarasoa
9 janv. 2023
Modely malala-tsaina, miantoka ho avy mamiratra
Ny fialantsakana na ny mahazatovo dia tetezana tsy maintsy lalovan’ny olombelona rehetra, hialana amin’ny fahazazana ka hiampitana ho...
Tahiry Anjarasoa
14 sept. 2022
Fiaraha-Mientana ho an’ny Fanabeazana Feno Miantoka Ho Avy Mamiratra
“Tsy vitan’ny hoe manampy anay hamaha ny olan’ny tsy fahampian’ny mpampianatra ao amin’ny sekoly fotsiny ny fahatongavan’ity Mpanabe...
Tahiry Anjarasoa
15 juin 2022
Andao Hanamafy ny Firaisan-kinantsika: Symposium Mai 2022
"Fifaliana ho ahy ny milaza fa 0% ny tahan’ny bevohoka any am-pianarana nandritran’izay 3 taona niasan’ny Jeune Leader tao izay…" -...
Lilie Randrianasolo
7 mars 2022
Iray andro miaraka amin’i Hanitra
« Isa-maraina dia mamaky na mijery hatsikana kely amin’ny tambazotran-tserasera aho hanombohako ny tontolo androko ; faranako amin’ny...
Lilie Randrianasolo
4 mars 2022
Fikambanana tonga ONG, mihalehibe hatrany Projet Jeune Leader
« Ahoana ny ataon’ny ONG-nareo iatrehana ny aretina covid-19 sy ny vokany? » Mpianatra avy amina sekoly ambony iray ao amin’ny...
Tahiry Anjarasoa
21 nov. 2021
Marc, tanora mpitarika, mampiasa ny fahaizany miavaka maneho an-tsary ny sahan’asa ato amin’ny PJL
Anisan’ireo tanora nahazo fiofanana sy mpitarika tato amin’ny tetik’asa Projet Jeune Leader i Marc. Jeune Leader niasa tao amin’ny CEG...
Tahiry Anjarasoa
4 oct. 2021
Jeunes Leaders Matianina Arak’asa: Hamafisina Matetika ny Fahaiza-Manao
Amin’ity taom-pianarana 2021-2022 ity dia “Jeunes Leaders” miisa 55 indray no miparitaka manome fanabeazana momba ny fahaiza-mitarika sy...
bottom of page