top of page
Blog
Découvrez nos dernières innovations, réflexions et témoignages.
Filtrez par langue:


Fantatrao ve fa tena tanora mana-talenta sy mpitarika tokoa ireo Jeunes Leaders ?
Telo taona izay no naha tanora mpanentan’ny Projet Jeune Leader na Jeune Leader an’i Andry sy Ronny, raha roa taona kosa izay no Jeune...

Lilie Randrianasolo
9 sept. 2021


Omeo Ahy ny Fahalalana Rehetra Hiatrehako ny Fadimbolako
Miatomboka izao ny volana Mai, andro vitsy sisa dia ho ankalazaina ilay andro manerantany ho an’ny fahadiovana mandritra ny fadimbolana....

Tahiry Anjarasoa
11 mai 2021


Rahery: Mpamily ato amin'ny fianakaviana PJL, fa tsy izay ihany
Rahery dia mpikirakira ny resaka fiara sy ny fitondrana fiara ato amin’ny tetik’asa Projet Jeune Leader nanomboka ny taona 2017. Tsy misy...

Tahiry Anjarasoa
31 mars 2021


Vehivavy miara-miasa mitarika ny zatovo, miantoka ho avy mamiratra #IWD2021
Ny 8 Marsa no neken’ny iraisam-pirenena hankalazana ny andron’ny vehivavy. Marihana isan-taona io andro io hanomezana lanja ny hasina sy...

Tahiry Anjarasoa
27 mars 2021


Misy raha ao mahafinaritra!
“Na lavitra aza ny toeram-piasana dia tsy olana io fa lasa motivation-ko ny mahita ireo ankizy sy mpampianatra ety amin'ny sekoly..."

Tahiry Anjarasoa
23 mars 2021


Chrys sy Projet Jeune Leader, milofo hanampy ireo tanora
Nandritra izay 8 taona nijoroan’ny tetik’asa Projet Jeune Leader izay dia mihoatra ny 170 ireo tanora voafantina nahazo ny fiofanana ho...

Tahiry Anjarasoa
28 févr. 2021


Ny Jeune Leader sy ireo zavatra 7 tsy mbola fantatrao
Tiako ny JL fa mamalifaly amin'ny manorisory. Mampazoto mianatra lesona sy mamerina devoir. Tiako koa raha lasa mpitarika aho fa...

Tahiry Anjarasoa
15 févr. 2021


Lalao sy Fialamboly Mampivoatra sy Manitan-Tsaina
Teboka lehibe iorenan’ny tetik’asa Projet Jeune Leader ny famenoana ny banga amin’ny lafim-panabeazana. Ankoatra ny famoaboasana...

Tahiry Anjarasoa
31 janv. 2021


Mihaja, tanora mavitrika sy mikiry nikaroka fahalalana sy fahaizana
Mino izahay ato amin’ny Projet Jeune Leader fa maro ireo tanora no manana traikefa sy fahaiza-manao, ohatran'i Mihaja.

Lilie Randrianasolo
13 oct. 2020


Ny fanabeazan’ny tetikasa Projet Jeune Leader ny ankizy any an-tsekoly
Ny hahatonga ireo ankizy beazina ho lasa olom-banona no hany tanjona imasoan’ny tetikasa eo amin’ny zavatra rehetra ataony.

Projet Jeune Leader
24 sept. 2020
bottom of page
